<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>Derao Andriamanitra FFPM347</title>
<lyrics>[V1]
 Derao Andriamanitra,
 Fa Izy Loharanon-tsoa
 Derao ny Tompo tokana,
 Ray, Zanaka, Fanahy koa.</lyrics>
<hymn_number>347</hymn_number>
<author>L. Bourgeous</author>
</song>